Adam Mickiewicz
Fiseho
| Adam Mickiewicz | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Adam Mickiewicz | ||
| Teraka | 24 Desambra 1798 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 26 Novambra 1855 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Polonia | ||
| Asa : |
| ||
| Fiainana manokana | |||
Adam Bernard Mickiewicz dia mpanoratra Polonia teraka ny 24 Desambra 1798, ary maty ny 26 Novambra 1855 tao Istanbul (Torkia).
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Mikołaj Mickiewicz (herb Poraj) no rainy. Ny vadiny dia Celina Szymanowska.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Adam Mickiewicz |
