Hankany amin'ny vontoatiny

Coleus

Avy amin'i Wikipedia

Ny Coleus dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Lamiaceae ao amin' ny filaharana Lamiales. Ny Coleus amboinicus Lour. (1790) no karazana filamatra. Ahitra maniry isan-taona na maharitra taona maro na hazobotry ny karazana ao aminy, izay indraindray matevin-dravina mitahiry rano, indraindray misy fakany be nofo, hita any amin' ny aritra troôpikaly sy sobtrôpikalin' i Afrô-Eorazia.

Karazana notsongaina

[hanova | hanova ny fango]

Karazana misy eto Madagascar

[hanova | hanova ny fango]
Coleus amboinicus

Indreto ny karazana misy eto Madagasikara:

  • Coleus amboinicus Lour. (Coleus aromaticus (Roxb.) Benth.) -- balisama
  • Coleus angulatus (Hedge) A.J.Paton & Phillipson (Plectranthus angulatus)
  • Coleus bojeri Benth. (Plectranthus bojeri (Benth.) Hedge / Solenostemon latifolius (Hochst. ex Benth.) J.K. Morton) -- anampantsaka, barimaso, boromparihy, farimaso, hanimpantsaka, hanitrimpantsaka, ramifaritra, ranofarika
  • Coleus hadiensis (Forssk.) A.J.Paton (Plectranthus hadiensis (Forssk.) Schweinf. ex Spreng.)
  • Coleus lanceolatus (Bojer ex Benth.) A.J.Paton & Phillipson
  • Coleus lasianthus (Gürke) A.J.Paton (Plectranthus lasianthus Gürke / Plectranthus tetensis Baker)
  • Coleus madagascariensis (Pers.) A.Chev. (Plectranthus madagascariensis (Pers.) Benth.)
  • Coleus melleri (Baker) A.J.Paton & Phillipson (Plectranthus melleri Baker)
  • Coleus rotundifolius (Poir.) A.Chev. & Perrot (Plectranthus rotundifolius) -- matambala
  • Coleus scutellarioides (L.) Benth. ( Solenostemon scutellarioides/Plectranthus scutellarioides

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]