Hankany amin'ny vontoatiny

Pentas

Avy amin'i Wikipedia
Pentas lanceolata

Ny Pentas dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Rubiaceae, ao amlin' ny filaharana Gentianales. Hita any amin' ny faritra trôpikaly sy atsimo amin' i Afrika, ao amin' ny vondro-nosy Kômôro, eto Madagasikara, ary any amin' ny Saikinosin' i Arabia io antokon-javamaniry io.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana araka ny Catalogue of Life (7 Jona 2013):

  • Pentas angustifolia (A.Rich.) Verdc.
  • Pentas arvensis Hiern
  • Pentas caffensis Chiov.
  • Pentas cleistostoma K.Schum.
  • Pentas glabrescens Baker
  • Pentas herbacea (Hiern) K.Schum.
  • Pentas lanceolata (Forssk.) Deflers
  • Pentas micrantha Baker
  • Pentas nervosa Hepper
  • Pentas pauciflora Baker
  • Pentas pubiflora S.Moore
  • Pentas purpurea Oliv.
  • Pentas purseglovei Verdc.
  • Pentas suswaensis Verdc.
  • Pentas tibestica Quézel
  • Pentas zanzibarica (Klotzsch) Vatke

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
Pentas lancellata

Ny ankamaroan' ny karazana teratany taloha eto Madagasikara dia novaina tamin' ny taona 2007 ao amin' ny antokon-javalaniry Phyllopentas. ka tokana ny karazana teratany sisa ao amin' ny Pentas. Ny Pentas mussaendoides, ohatra, dia lasa antsoina hoe Phyllopentas mussaendoides.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]