Hankany amin'ny vontoatiny

Struthionidae

Avy amin'i Wikipedia
Aotrisy mpivady any amin' ny vava volokanon' i Ngorongoro (Tanzania)

Ny Struthionidae dia fianakaviam-borona tsy manidina ao amin' ny filaharana Struthioniformes, ahitana karazana iray mbola velona fara fahakeliny ary mety hisy faharoa koa, izay matetika heverina ho zana-karazan' ny voalohany. Ireo dia vorona an-tanety goavam-be (175 hatramin' ny 275 sm), tsy manidina. Tsy misy afa-tsy rantsan-tongotra roa eo amin' ny tongony ary ireo vorona ireo dia manana tongotra sy hatoka lava sy matanjaka. Izy ireo dia hita any amin' ny faritra trôpikaly ao Afrika, any amin' ny hivoka sy amin' ny faritra malalaka somary maina sy tena maina.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Aotrisy any Afrika Atsimo (Struthio camelus australis)

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny fanasokajiana nataon' ny International Ornithological Congress (versiona 3.1, 2012), nataon' ny Integrated Taxonomic Information System (6 Nov. 2012) ary nataon' ny National Center for Biotechnology Information (6 Nov. 2012):

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny fanasokajiana nataon' ny Paleobiology Database (6 nov. 2012) :

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Lisitry ny karazana sy ny zana-karazana velona ankehitriny

[hanova | hanova ny fango]

Araka ny fanasokajiana filamatra nataon' ny International Ornithological Congress (versiona 15.1, 2025):

  • Struthio camelus Linnaeus, 1758;
    • † Struthio camelus syriacus Rothschild, 1919;
    • Struthio camelus camelus Linnaeus, 1758 (anisany ny S. c. spatzi ny S. c. rothschildi);
    • Struthio camelus massaicus Neumann, 1898;
    • Struthio camelus australis Gurney, JH Sr, 1868;
  • Struthio molybdophanes Reichenow, 1883.

Lisitry ny karazana fôsily

[hanova | hanova ny fango]

Eôsena

  • † Palaeotis weigelti Lambrecht, 1928 (= Palaeogrus geiseltalensis Lambrecht, 1935) (Eorôpa Afovoany)
  • † Plectropus longipes Hitchcock, 1848
Miôsena
Pliôsena

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]